Entrée | raotina (raotra) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga [1.1] | |||||||||
See Raotra [1.2] | |||||||||
To be carded; to be raked [1.7] | |||||||||
Qu'on carde; qu'on ratisse [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |