| Entrée | ranombary tsy masaka | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | rano, vary, tsy, masaka | |
| Anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy:
Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko [1.1] | ||
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|