| Entrée | ramanavy | |
| Partie du discours | nom | |
| Anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | manavy | |
| Analogues | fanihy | |
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|