Entrée | raiki-tampisaka | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | raikitra, tampisaka | |
Ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony [1.1] | ||
Very thin, tuberculous [1.7] | ||
Tuberculeux, en proie à une maladie chronique [1.8] | ||
Vocabulaire | ||
Autres orthographes | raiki-tapisaka | |
Mis à jour le 2023/06/12 |
![]() |