| Entrée | raiki-tahotra | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | raikitra, tahotra | |
| Feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [1.1] | ||
| Stuck with fear [1.2] | ||
| Frightened, terrified [1.7] | ||
| Saisi par la peur, tremblant de peur [1.3] | ||
| épouvanté [1.5] | ||
| Exemples | Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy.
[2.470] | |
| Mis à jour le 2025/02/18 |
|