| Entrée | Rabevoina | |
| Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | |
| Mots élémentaires | be, voina | |
| Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [1.1] | ||
| A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [1.2] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany.
[2.293] | |
| Mis à jour le 2024/12/21 |
|