| Entrée | pnemônia | |
| Partie du discours | nom | |
| Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1] | ||
| Karazana aretin'ny havokavoka [1.13] | ||
| Pneumonie [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | amonia ~ tevika | |
| Origine | Explications en français: pneumonie. | |
| Mis à jour le 2012/10/19 |
|