| Entrée | petahana (petaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin' Isambilo Asiana, tefohana: Petaho tehamaina io zaza io fa maditra Raisina, samborina: Nopetahan' ny polisy tlay mpangalatra [1.1] | |||||||||
| To be made to have something sticking on, as a wall to be papered. [1.2] | |||||||||
| To have something stuck on it [1.7] | |||||||||
| Qu'on colle ou applique sur quelque chose [1.8] | |||||||||
| Exemples | ary dia petahana ny tanan-tsotro niafana, petahana indroa amy ny io
[2.48] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|