| Entrée |
pataloha
|
| Partie du discours | nom
|
| | [ pataloa ] Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1]
|
| | Trousers [1.2, 1.7]
|
| | See saroaly
[1.2]
|
| | Pantalon [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona
[2.4]
|
| 2 | Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy.
[2.470]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
pataloha,
patalohako,
patalohanao,
patalohany,
patalohantsika,
patalohanay,
patalohanareo,
patalohan',
patalohan-,
pataloham- |
|
| Dérivés |
| Origine | Explications en français: pantalon.
|
| Autres orthographes |
|