| Entrée | paradizy | |
| Partie du discours | nom | |
| Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] | ||
| Origine | Explications en anglais: paradise. | |
| Autres orthographes | paradisa | |
| Mis à jour le 2012/04/24 |
|