Entrée | paika | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Feo re avy amin' ny zavatra mifandona. Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io Tefy (vato): Vato tsara paika Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy [1.1] | |||||||
A stroke, a blow [1.7] | |||||||
Coup, choc, cliquetis des armes Réprimande Un coup au jeu du fanorona. [1.3] | |||||||
Coup [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Synonymes | paipaika | ||||||
Entrée | paika | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Fomba ampiasaina [1.13] | |||||||
Procédé; mesure [1.13] | |||||||
Entrée | paika | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
[Sihanaka] Maina (taona) [1.78] | |||||||
Mis à jour le 2023/06/17 |
![]() |