| Entrée | ongahana (ongaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Ingaina, faohina, paohina:
Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|