| Entrée | nofo | ||||||
| Partie du discours | nom | ||||||
| Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely Hena: Tsara nofo ny amalona Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [1.1] | |||||||
| Flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [1.2] | |||||||
| Flesh [1.7] | |||||||
| Chair [1.8] | |||||||
| Vocabulaire | |||||||
| Exemples |
| ||||||
| Synonymes | nofotra | ||||||
| Article | Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Mis à jour le 2025/03/05 |
|