| Entrée | ngolingoly (ngoly) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mangatsiaka ka tsy mahare rohana ny tena Mahatsiaro hontsahontsa ka toa ankona mihitsy noho ny fihetsehampo: Ngolingoly erỳ izy nahare ilay feon-kira fanaon' izy ireo niaraka fahiny [1.1] | ||
| Exemples | Voan' ny areti-mifindran' alahelo hianareo, hoy Fatakamana, ka izaho avy no ngolingoly nifindrany.
[2.499] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|