Entrée | ngidy | |
Partie du discours | nom | |
Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [1.1] | ||
Bitterness [1.2, 1.7] | ||
Amertume [1.8] | ||
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |