Entrée | nangy | ||
Partie du discours | nom | ||
Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1] | |||
Vocabulaire | |||
Morphologie |
| ||
Autres orthographes | mangy | ||
Entrée | nangy | ||
Partie du discours | nom | ||
[Provincial] A provincial word for lasiray [1.2] | |||
Mis à jour le 2012/06/05 |
![]() |