| Entrée | nanan-jo | |
| Partie du discours | forme morphologique de manan-jo | |
| Exemples | Tsy mba nananjo feno ny andevo, fa fananan' ny tompony : azony amidy, na atakalo araka izay tiany.
[2.508] | |
| Entrée | nananjo | |
| Partie du discours | nom | |
| Karazan-kazo madinika ( Vernonia ) [1.1] | ||
| A composite shrub. Vernonia sp. [1.2] | ||
| Nom d'un arbuste. Espèce de Vernonia . [1.3] | ||
| [Merina] (de zo : droit et nanana, passé de manana ; donc qui a eu un droit). Ce serait un Vernonia (Asteraceae), d'après Malzac. [1.196] | ||
| Vocabulaire | ||
| Nom scientifique | Vernonia sp. | |
| Mis à jour le 2025/05/31 |
|