Entrée | mpiantsa (antsa) | |
Partie du discours | nom | |
[Bara, Tanosy] Mpihira [1.78] | ||
Ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana [1.1] | ||
Royal singers. [1.2] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |