Entrée |
mpianatra
(anatra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [1.1]
|
Explications en anglais | A pupil, a student [1.7]
|
Explications en français | étudiant, élève [1.3, 1.8]
|
| Disciple, imitateur [1.3]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona.
[2.332]
|
2 | Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry.
[2.649]
|
|
Article |
|