| Entrée | mpanova (ova) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanapahana na fanohizana olika ara-aratra [1.13] | ||
| Commutateur [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka
[2.366] | |
| Mis à jour le 2023/09/08 |
|