| Entrée | mpanefy (tefy) | |
| Partie du discours | nom | |
| Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [1.1] | ||
| A blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [1.7] | ||
| Forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [1.8] | ||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|