Exemples |
1 | Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona.
[2.285]
|
2 | Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha;
[2.470]
|
3 | Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana.
[2.499]
|
|