| Entrée |
mpanampy
(ampy)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]
|
| | Olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
|
| | Auxiliaire [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao.
[2.643]
|
| 2 | Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra.
[2.114]
|
|
|
| Entrée |
mpanampy
(ampy)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Zanateny entina manamafy teny iray [1.13]
|
| | Auxiliaire [1.13]
|
| Vocabulaire |
| Analogues |
mpanampy mahay roa |
|