|
|
|
|

Entrée motraka (hotraka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tena malemy, masaka loatra ka zary mohaka
Ratsy, tsisy vidiny, tsizarizary (fa ny teny verin-droa motramotraka no fampiasa indrindra amin' ity hevitra faharoa). [1.1]
Explications en français Très mou, très cuit, presque en marmelade, très mûr [1.3]
Dérivés 

Mis à jour le 2024/08/16