Entrée | mosary | ||||
Partie du discours | nom | ||||
[Bara] hanoanana [1.78] | |||||
Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona [1.1] | |||||
Famine [1.7] | |||||
Famine, disette [1.8] | |||||
[Sakalava-Mayotte] Faim, famine [1.405] | |||||
Exemples |
| ||||
Dérivés |
| ||||
Analogues | kere | ||||
Article | Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly | ||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |