| Entrée | morana (orana) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| [Bezanozano, Tanala] Avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [1.78] | ||
| [Tanosy] Manorana [1.78] | ||
| Misy orana [1.1] | ||
| Rainy [1.2, 1.7] | ||
| Pluvieux [1.8] | ||
| Exemples | Mandrahondrahon-tsy morana ny andro.
[2.857] | |
| Synonymes | mañoraña | |
| Analogues | morandava | |
| Mis à jour le 2023/04/10 |
|