Entrée |
montotra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mandondona, avo kely noho ny manodidina Miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany:
Asa fa montotra indray Rasoa androany Manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy
[1.1]
|
Explications en français | Saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation Fâché, gonflé de colère [1.3]
|
Exemples |
1 | Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo
[2.69]
|
2 | Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana!
[2.857]
|
3 | Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be
[2.285]
|
|
Morphologie |
Simple : |
montotra |
Impératif : |
montora |
|
Dérivés |
Autres orthographes |
|