Entrée | monja | |
Partie du discours | adverbe | |
Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [1.1] | ||
Only, just [1.7] | ||
Seulement, tout juste [1.8] | ||
Mis à jour le 2022/05/02 |
![]() |