| Entrée | molaly | |
| Partie du discours | nom | |
| Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona [1.1] | ||
| Soot [1.7] | ||
| Suie [1.8] | ||
| Exemples | Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony.
[2.470] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/06/12 |
|