Entrée | mivoatra (voatra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io [1.1] | |||||||||
To be well arranged [1.7] | |||||||||
être bien arrangé; s'améliorer; évoluer [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |