Entrée |
mivezika
(vezika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy [1.1]
|
Explications en français | Changer souvent de place, aller ça et là [1.3]
|
Exemples |
1 | ka nivezik' atsy nivezika aroa
[1.436]
|
2 | Mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita
[2.445]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mivezika,
mivezik' |
Passé : |
nivezika,
nivezik' |
Futur : |
hivezika,
hivezik' |
|
|