| Entrée | miveraka (veraka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [1.1] | |||||||
| S'ouvrir (en parlant des fruits) [1.196] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|