| Entrée | mivelatra (velatra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mitsotra mivalampatra: Nivelatra teo an-tokotany ny tsihy Misokatra: Aoka samy hivelatra eo anoloanareo ny bokinareo Miseho milahatra sy milamina tsara mba hanaitra ny maso: Efa nivelatra ny entan-dRabe no tonga aho Vaky: Mivelatra ny vonindraozy ao an-tokotany Mihaingo, miraratra izaitsizy: Mivelatra erý ry zalahy izany fa fety ny andro! [1.1] | |||||||||
| To unroll or unfold; to spread out, to open out [1.7] | |||||||||
| être déployé, s'épanouir [1.8] | |||||||||
| Exemples | Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra.
[2.324] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mivelatra (velatra) | ||||||||
| Partie du discours | adjectif | ||||||||
| Malalaka, midadasika [1.13] | |||||||||
| Large [1.13] | |||||||||
| Mis à jour le 2024/06/21 |
|