| Entrée |
mivalombalona
(valombalona (valona))
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Mihetsika toy ny rano tsofin' ny rivotra ka misy mivohitra ary misy lempona: Lamba mivalombalona [1.1]
|
| | Miendrika onja madinika [1.13]
|
| | Ondulé [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Ny tratrany mivelatra, ny nofon-tsandriny mivalombalona.
[2.499]
|
| 2 | Mavo matroka ny eto akaiky : mitopatopa, mivalombalona, mitosaka eny anivon' ny torapasika mavo mena, feno akorandriaka sy ihazakazahan' ny foza mena kely an-jatony!
[2.499]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mivalombalona |
| Passé : |
nivalombalona |
| Futur : |
hivalombalona |
|
|