| Entrée | mitsoriaka (tsoriaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|