| Entrée | mitsoboka (tsoboka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1] | |||||||||
| Exemples | nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita
[2.357] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/05/30 |
|