| Entrée | mitsikilo (tsikilo) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|