| Entrée | mitselika (tselika) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mailaka, kinga Mandeha haingana: Mitselika Ikoto rehefa misy zavatra anirahana azy Maka, mangalatra amim-pahamailahana: Nisy nitselika lahy ny lambako nihantona teto! [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|