Entrée | mitsarapaka (tsarapaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro Miantoraka mamely ny fahavalo [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |