Entrée | mitsaraingona (tsaraingona) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io Mitsabaka amin' ny raharahan' olona Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |