Entrée | mitsabaka (tsabaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |