Entrée | mitombina (tombina) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mipetraka (olona na biby ihany): Tsy afaka mitombina izy fa misy vay lahy kely ao amin' ny fipetrahany ao Tsara fototra: Mitombina tsara ity tranonao ity izany Mipetraka milamina tsy manana ahiahy: Mitombina tsara amin' ny fokontany vao nifindrany izy Misy antony, misy fototra tsara: Tsy mitombina velively izany ahiahinao izany [1.1] | ||||||||
Tsara fototra ka marin-toerana [1.13] | |||||||||
Explications en français | Stable [1.13] | ||||||||
Exemples | Ramanambeloma mivady kosa no mitombina sy mandry ilika manoloana izany rehetra izany.
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |