| Entrée | mitohatra (tohatra) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|