| Entrée | mitarozaka (tarozaka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany [1.1] | |||||||
| To hang down, to hangout [1.2] | |||||||
| être long, fluet et pendant, pendiller être redit sans cesse, durer longtemps [1.3] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Autres orthographes | mitarozika | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|