| Entrée | mitandavana (tandavana (lava)) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Enti-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an-tsena ka hatreny an-tsekoly ny mpianatra. / Irỳ tendrombohitra tomandavana -- Soa malomaloka mavamavana... " (Ny Avana) [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | tomandavana | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|