Entrée | mitampina (tampina) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? [1.1] | ||||||
Explications en anglais | To be plugged, to be corked [1.7] | ||||||
Explications en français | être bouché, obstrué [1.8] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/07/24 |
![]() |