Entrée | mitambotsotra (tambotsotra (votsotra)) | ||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||
Explications en malgache | Midina ambany: Mitambotsotra ny pataloanao fa akaro Mikorisa midina: Asondrotra foana io zaza io rehefa matory fa mitambotsotra lava izao Mitaredretra: Nitambotsotra tany an-dalana ny anao ka tsy nahatratra sakafo Mihena, mihaosa: Efa mitambotsotra ny sain' io antidahy io Tsy mahajoro ka mianjera: Raha vao nahare ny nahafatesan-drainy izy dia torana ka nitambotsotra Mitakemotra tsy sahy manohy fa miverina ilalana: Nitambotsotra Rakoto ka niala tsy hofidina indray ~ Telo no nitambotsotra tamin' ireo mpifaninana hazakazaka amin' ny tongomalady [1.1] | ||||||||||||||
Explications en anglais | To sink, to slip down, to decrease [1.7] | ||||||||||||||
Explications en français | S'affaiser, dégringoler [1.3] | ||||||||||||||
Glisser, diminuer de force, d'intelligence, reculer dans les honneurs [1.3] | |||||||||||||||
Diminuer; s'abaisser [1.8] | |||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |