| Entrée |
mitambaby
(tambaby (baby))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana [1.1]
|
| | To lean on a block of wood, to lie on a wall. [1.2]
|
| Exemples | Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitambaby |
| Passé : |
nitambaby |
| Futur : |
hitambaby |
|
|