| Entrée | mitadidy (tadidy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| [Taisaka] Mitantara, mahatsiaro [1.78] | |||||||||
| Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy namaly ny arahabako, fa mbola nitadidy ny anarako [1.1] | |||||||||
| To remember, to recollect, to keep in the memory. [1.2] | |||||||||
| To remember, to recollect [1.7] | |||||||||
| Se souvenir, se rappeler [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2022/09/14 |
|