Entrée | misonga (songa) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Misokatra kely somary miainga ila; miainga kely ny ilany: Misonga ny lamban' ny zazakely fa amboary tsara [1.1] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | misongasonga | ||||||
Entrée | misonga (songa) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Mitombo na manonga [1.13] | |||||||
Croissant [1.13] | |||||||
Vocabulaire | |||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |
![]() |